| Entry (1/2) | 1 mitsimbina |
| Root | 2 tsimbina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny.
5 Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!. 6 Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny. [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 11 mitsimbìna |
| Root | 12 tsimbina |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mitsimbina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 14 mitsimbìna, mitsimbina |
| Updated on 2025/11/12 |
|