Entry mitsidika andro (tsidika, andro)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny fotoana aorian' ny mitataovovonana, rehefa mihilana kely iny ny masoandro ka mitsidika eo ambaravarambe ny tarany [Rajemisa 1985]
French definition Quand le soleil pénètre dans la maison, par la porte de l' ouest : vers une heure de l' après-midi [Veyrières 1913]
Vocabulary 

2017/03/12