Entry mitsidika (tsidika)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] mamangy [Rakotosaona 1972]
 Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika
¶ Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny
¶ Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mamangy [Rakotosaona 1972]
Morphology 
mitsidika
nitsidika
hitsidika
mitsidiha
Compound words, titles, names 
Quotes 

2010/05/14