Entry mitsena (tsena)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandeha mba hihaona amin' olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly erỳ [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitsena
nitsena
hitsena
mitsenà

Entry mitsena
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mivarotra any an-tsena [Rakotosaona 1972]

Entry mitsenà (tsena)
Part of speech   imperative of active verb mitsena [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/29