Entry | 1 mitsatotsatoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tsatotsatoka |
Allegation |
4 5 |
Examples |
6 [2.472#] Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio.
7 [2.499#] Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |