Entry | sintobe | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso, manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra: mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [2.245] | |
Examples | Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245] | |
Anagrams | bonitse, sintobe |
Updated on 2020/07/31 |