Entry mitsara (tsara)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady
¶ Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto
¶ Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tana nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana
¶ Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [Rajemisa 1985]
English definition   to judge [Hallanger 1973]
French definition   juger; corriger [Hallanger 1974]
Morphology  
mitsara
nitsara
hitsara
mitsarà

Entry mitsara
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] miteny [Rakotosaona 1972]

Entry mitsarà (tsara)
Part of speech   imperative of active verb mitsara [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

2012/09/25