Entry mitsaka (tsaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] mita rano [Rakotosaona 1972]
Morphology  
mitsaka
nitsaka
hitsaka
mitsakà

Entry mitsaka (tsaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitsaka
nitsaka
hitsaka
mitsakà

Entry mitsakà (tsaka)
Part of speech   imperative of active verb mitsaka [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/24