Entry mitsaingoka (tsaingoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaikitra mitomboka toy ny ataon' ny vavan' ny boloky, akoho: Mitsaingoka voantseva ny boloky
¶ Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nitsaingoka ilay anjara mofomamin-janako [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsaingoka
nitsaingoka
hitsaingoka
mitsaingoha
Synonyms manaingoka
Quotes 

Updated on 2020/07/31