Entry manaingoka (tsaingoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky
¶ Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako [Rajemisa 1985]
Morphology 
manaingoka
nanaingoka
hanaingoka
manaingoha
Synonyms mitsaingoka
Quotes 

Updated on 2020/07/31