Entry mitovy saranga
Elementary words mitovy ; saranga
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1]
Explanations in English Of equal rank [1.7]
Explanations in French De rang égal [1.8]

Updated on 2023/04/16