| Entry | 1 mitovitovy |
| Root | 2 tovitovy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Misy mariky ny trano anglisy nanao azy iny, ka tsy maintsy hatakalo basy hafa vita tany an-toeran-kafa mitovitovy aminy.
[2.471]
5 Zokin' ialahy angamba izy io, fa mitovitovy tarehy ianareo roa lahy. [2.472] |
| All compound words | 6 2 combinations of this word |
| Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/08 |
|