| Entry | 1 mitopy |
| Root | 2 topy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho [1.1] |
| Explanations in English |
5 to direct the eyes at something [1.7] |
| Explanations in French |
6 être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux) [1.8] |
| Examples |
7 Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 12 indray mitopy maso |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 impito, 15 mipoty, 16 mitopy, 17 mpioty |
| Updated on 2025/10/08 |
|