|
|
|
|

Entry1  mitondra roa
Elementary words  2 mitondra, 3 roa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny olona izay sady manana anjara lova any amin' ny rainy no manana any amin-dreniny [1.1]
Explanations in French  6 Celui qui a part à l' héritage dans la caste de son père et dans celle de sa mère porte deux choses à la fois [2.415#3179]

Anagrams  7 matoriandro, mitondra roa

Updated on 2025/10/11