Entry mitombana (tombana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitombana
nitombana
hitombana
mitombàna

Entry mitombaña
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano, Sihanaka] miasa tany amin'ny angady [Rakotosaona 1972]

Entry mitombàna (tombana)
Part of speech   imperative of active verb mitombana [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

2012/09/19