Entry | 1 mitokan-trano |
Elementary words | 2 mitokana, 3 trano |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1] |
Examples |
6 Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana;
[2.48]
|
Anagrams | 7 mikaton-trano, 8 mitokan-trano |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |