|
|
|
|

Entry1  mitendry ilo
Elementary words  2 mitendry, 3 ilo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan' ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin' ny rantsantanana nisy menaka ny hatoka sy ny ila loba havia [1.1]

Updated on 2025/09/12