|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitena
Root  2 tena
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io
5 Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
Explanations in English  6 to wear something habitually [1.7]
Explanations in French  7 porter le vêtement habituellement [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words  12 mitena akanjo

Entry (2/2)13  mitenà
Root  14 tena
Part of speech  15  imperative of active verb mitena [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 mainte, 17 mañety, manety, 18 menaty, 19 mentia, 20 mitane, 21 mitenà, mitena, 22 Temanì

Updated on 2025/11/13