|
|
|
|

Entry1  mitehin-doha
Elementary words  2 mitehina, 3 loha
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny lakana izay avy any an-dohany no ivoizana azy.
6 enti-milaza koa ny fiandohan' ny fahatongavana. [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02