|
|
|
|

Entry1  mita rano
Elementary words  2 mita, 3 rano
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita. [1.1]
Examples  6  Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana. [2.649#]

Anagrams  7 amitrano, 8 manoitra, 9 mianotra, 10 mita rano, 11 mitarona, 12 rano maty, 13 tanimora, 14 tany mora

Updated on 2025/09/12