Entry | 1 mitanin' andro |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 jereo mitanina andro [0] |
Examples |
4 Ny omby no avoakany maraindraina tsy mbola afa-dranonando, ary dia eny amin' ny trano bongo fialofan' ny mpampita lakana izy no mitaninandro sy mitango resaka.
[2.470#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |