|
|
|
|

Entry1  mitahia fa lasan-ko razana
Elementary words  2 mitahia, 3 lasa, 4 ho, 5 razana
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 teny tenenina ataon' ny olona miresaka ka manonona ny anaran' olona efa maty amin' ny andro alina [1.1]

Updated on 2025/09/12