Entry mitaha (taha)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra)
¶ Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [Rajemisa 1985]
English definition   to be compared, to compare oneself [Hallanger 1973]
French definition   être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
mitaha
nitaha
hitaha
mitahà
Compound words, titles, names  

Entry mitaha
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mitady [Rakotosaona 1972]

Entry mitaha (taha)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara, Tambahoaka] mitsabo [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka, Taisaka] mitsabo marary [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry mitahà (taha)
Part of speech   imperative of active verb mitaha [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

2012/09/21