| Entry | 1 misy azy |
| Elementary words | 2 misy, 3 azy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 aoka fotsiny (ny hafaliany na ny alahelony na ny hatairany): Misy azy reniny mandre izao fahombiazany tsy roa aman-tany izao..
[1.1] |
| Explanations in French |
6 quel sera ....
[1.5] |
| Updated on 2025/09/12 |
|