|
|
|
|

Entry (1/2)1  misolantsolana
Root  2 solantsolana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe.
5 Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha. [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  misolantsolàna
Root  11 solantsolana
Part of speech  12  imperative of active verb misolantsolana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  13 misolantsolàna, misolantsolana

Updated on 2025/11/12