| Entry | 1 misikim-ponitra |
| Elementary words | 2 misikina, 3 fonitra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 miasa amin-kerimpo mafy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to gird up one's loins in earnest. [1.2] 7 to gird oneself tightly in order to work hard [1.7] |
| Examples |
8 misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy.
[2.470#]
|
| Synonyms | 9 manao sikim-ponitra, misikin-dahy |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|