Entry | 1 misandrahaka |
Root | 2 sandrahaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io [1.1] |
Explanations in English |
5 same as mirahaka [1.2] |
Explanations in French |
6 rayonnant [1.13] |
Examples |
7 Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany.
[2.470]
|
Morphology |
|
Vocabulary | 11 Physics |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word misandrahaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |