Entry misampy (sampy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Misavily eny am-bozona
¶ Manaraka sampan-dalana [Rajemisa 1985]
Morphology  
misampy
nisampy
hisampy
misampia, misampaza

Entry misampy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Sihanaka] mihoatra havoana [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mihantona [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06