Entry | 1 misakafo |
Root | 2 sakafo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1] |
Explanations in English |
5 to eat a meal [1.7] |
Explanations in French |
6 prendre un repas [1.8] |
Examples |
7 antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
8 Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word misakafo |
Anagrams | 14 fisomàka, 15 misakafo, 16 misokafa |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |