|
|
|
|

Entry (1/2)1  misahana
Root  2 sahana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka:
5 Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho [1.1]
Explanations in French  6 Faire face à plusieurs travaux à la fois [1.3#557]
Examples  7  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320#]
8  Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13 misahana raharaha betsaka

Entry (2/2)14  misahaña
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16 manohatra, manandrana [Tanala] [1.78]

Anagrams  17 mahasina, 18 masahina, misahaña, misahana, 19 samahina, 20 simahana

Updated on 2025/11/20