Entry misahala (sahala)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampitovy torosy, manome ny tsirairay izay tokony ho anjarany; manao elanelam-panahy [Rajemisa 1985]
Morphology 
misahala
nisahala
hisahala
misahalà

Entry misahala
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] miady hevitra [Rakotosaona 1972]

Entry misahalà (sahala)
Part of speech imperative of active verb misahala [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/09