|
|
|
|

Entry1  misafotofoto
Root  2 safotofoto
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely.
5 Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity.
6 Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra. [1.1]
Explanations in English  7 also used for mifotofoto. [1.2]
8 to be indisorder; to act in fury. [1.7]
Explanations in French  9 être embrouillé; agir en colère. [1.8]
Examples  10  Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary. [2.471]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mifotofoto, 16  mifotofoto, 17  mikorokoro, 18  mikorokoro, 19  mikotikotika, 20  misaritaka, 21  misavorovoro, 22  mivorovoro

Updated on 2025/11/11