| Entry | 1 misafidy |
| Root | 2 safidy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifidy, maka izay tiana [1.1] |
| Explanations in English |
5 to make a choice, to make a decision [1.7] |
| Explanations in French |
6 faire un choix; prendre une décision [1.8] |
| Examples |
7 Fahafahana misafidy antokom-pivavahana.
[4.27#]
8 Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#] 9 Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|