| Entry (1/2) | 1 mirotaka |
| Root | 2 rotaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miroraka be toy ny mitatao: Efa ho latsaka ny zana-dRamatoa irỳ fa efa mirofaka ny kibony
[1.1] |
| Explanations in French |
5 être gros, surplomber; se dit du ventre
[1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 9 mirotaka |
| Root | 10 rotaka |
| Part of speech | 11 active verb |
| Explanations in Malagasy |
12 Manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 17 maitroka, 18 miokatra, mirotaka, 19 mitaroka, 20 mitoraka, 21 mitraoka, 22 mitroaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|