Entry rotaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy
¶ Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms kotaka ~ kotakotaka

Entry rotaka
Part of speech noun
Malagasy definition Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [Rajemisa 1985]
French definition gros ventre [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Other spellings 
Synonyms rotarota

Updated on 2015/01/15