| Entry | 1 mirohotra |
| Root | 2 rohotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery
[1.1#712] |
| Explanations in French |
5 aller ensemble, aller en foule
[1.3#543] |
| Examples |
6 Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana.
[2.356#]
7 Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa. [1.353#] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 12 mirohitra |
| Analogs | 13 manao dia be, 14 manao rano vaky, 15 manao rodom-be, 16 manao tsy omby aloha, 17 mibosesika, 18 mifanitsa-kitro, 19 miridana, 20 misesika |
| Updated on 2026/04/22 |
|