|
|
|
|

Entry (1/2)1  misesika
Root  2 sesika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
5 Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony
6 Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy
7 Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1]
Explanations in English  8 to enter by force [1.7]
Explanations in French  9 entrer par la force [1.8]
Examples  10  Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  misesika
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17 manerana [Sihanaka] [1.78]

Updated on 2025/11/17