| Entry | 1 miringiringy |
| Root | 2 ringiringy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera.
5 Miavona ka mirehareha foana. [1.1] |
| Examples |
6 Aoka isika ry havana mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy ary tsy hifandao an-tanety fa akory kosa ity hadilana-mahia ka mampisaraka antsika? [2.131] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|