Entry mirebareba (rebareba)
Part of speech   active verb or adjective
Malagasy definition   Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba
¶ Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [Rajemisa 1985]
Examples   Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 64]

Entry mirebareba
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] midedadeda [Rakotosaona 1972]

2013/05/07