| Entry | 1 miraraka |
| Root | 2 raraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to spill; to fall off; to be scattered.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 se répandre; se désagréger.
[1.8] |
| Examples |
7 Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
[2.470]
8 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 miraraka ompana |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|