| Entry | 1 miraotra |
| Root | 2 raotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
5 Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy [1.1] |
| Explanations in English |
6 combed, brushed.
[1.2] |
| Examples |
7 Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 mairotra, 13 maoritra, 14 martiora, miraotra, 15 miroatra, 16 mitroara |
| Updated on 2025/09/12 |
|