|
|
|
|

Entry1  miposaka
Root  2 posaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra.
5 Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao.
6 Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny. [1.1]
Explanations in English  7 to appear; to rise (of the sun). [1.7]
Explanations in French  8 apparaître; se lever (en parlant du soleil). [1.8]
Examples  9  Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka; [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Vocabulary  14  Astronomy
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 mipasoka, 17 miposaka, 18 mpisaoka, 19 mpisoaka

Updated on 2025/11/11