Entry mipoka (poka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Midona, migona, mikatroka: Nipoka tamin' ny vato ny siny ka vaky [Rajemisa 1985]
Morphology 
mipoka
nipoka
hipoka
mipoha

Updated on 2010/05/14