| Entry (1/2) | 1 miomana |
| Root | 2 omana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy [1.1] |
| Explanations in English |
5 to prepare, to get ready [1.7] |
| Explanations in French |
6 se préparer, faire des préparatifs [1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 11 miomàna |
| Root | 12 omana |
| Part of speech | 13 imperative of active verb miomana [Full list] |
| Anagrams | 14 mamoañy, 15 mamoinà, mamoina, 16 mimaona, mimaonà, 17 miomana, miomàna |
| Updated on 2025/10/18 |
|