Entry miolomay (olomay)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) [1.1]
  [Bezanozano] Mihazakazaka [1.78]
Examples Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. [2.470]
Morphology 
Present : miolomay
Past : niolomay
Future : hiolomay

Updated on 2023/01/05