| Entry | 1 mioitra |
| Root | 2 oitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be.
5 Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to struggle, to strive to get free from something pressing one down..
[1.2] |
| Explanations in French |
7 Se soulever, ne pas se soumettre aux avis des autres, refuser.
[1.3] |
| Examples |
8 Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 13 mioitra, 14 miriota, 15 mitoria |
| Updated on 2025/09/12 |
|