|
|
|
|

Entry1  minitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary. [1.1]
Explanations in English  4 a minute. [1.7]
Explanations in French  5 minute. [1.8]
Examples  6  Rehefa afaka tokony ho folo minitra dia niteny izy. [2.324]
7  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
8  Niandry iray minitra i Donga. [2.472]
Vocabulary  9  Time
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 manitry, 12 minitra

Updated on 2025/11/11