Entry ministeran > ministera
Part of speech   noun
Malagasy definition   [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [Rajemisa 1985]
French definition   sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [full text in Rakotonaivo 1993]
English definition   a government department or ministry [Hallanger 1973]
French definition   un ministère du gouvernement [Hallanger 1974]
Examples  
1Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [Fagereng: Tantara, page 84]
2Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [SeFaFi , 2003/04/11]
Vocabulary  
Origin   French: ministère.
Analogy   minisitra