|
|
|
|

Entry1  ministera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [minisiTEra] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana
Explanations in English  4  [1.7] a government department or ministry
Explanations in French  5  [1.66#764] sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana
6  [1.8] un ministère du gouvernement
Examples  7  [2.113] Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina.
8  [4.27] Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa.
All compound words 
Vocabulary  10  Politique
Analogs  11  minisitra

Anagrams  12 maneritsy, mañeritsy, 13 ministera, 14 mirañitse, 15 simenitra

Updated on 2025/09/12