| Entry | 1 minainaina |
| Root | 2 nainaina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra [1.1] |
| Explanations in English |
5 to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina [1.2] |
| Examples |
6 Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina?
[2.69#]
7 Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|